TOMPO Ô TANTANO (tonony sy feony: p.vonji.) Ref: Tompo ô tantano izany dia Tompo ô tantano tsy hania Tompo tia mahalala anay Ianao Koa mitariha hitody any aminao Fiakarana mideza Tsy hita hoe hatraiza No mankany aminao Tompo ô tariho aho Tora-pasika mahamay No tsy maintsy ho diavinay vao ho tonga any aminao Tompo ô tariho aho ref: ny lalana hety sy tery sarotra ka tsy ho todin-drery ka ombao ny herinao Tompo ô tariho ity zanakao Mikitroka ny hantsana Ny lalana misampana Tsy hita zay ho diavina Tompo ô tolory tanana Ref: